
Orange actu Madagascar
February 12, 2025 at 01:27 PM
🔥🔥🔥Manamboatra ny fantsona DN 500 izay vaky eny Ambohimiandra ny teknisiana avy ao amin’ny Emergency Network Water, hoy ny Jirama. Mahatonga fikorontanan'ny famatsian-drano eny an-toerana sy ny manodidina izany, raha ny fanazavana.
📷Jirama ofisialy
Araho ao amin'ity rohy ity ireo vaovao mitranga eto Madagasikara : https://actu.orange.mg/
