
Orange actu Madagascar
February 17, 2025 at 02:01 PM
👋Andrasana ny valin-tenin’ny « Confédération Africaine de Football » momba ny fahazoan’ny Kianja Barea Mahamasina fankatoavana na tsia, handray lalao iraisam-pirenena, taorian’ny fizahana ny kianja notanterahina ny 12 ka hatramin’ny 14 febroary 2025 teo, hoy ny Federasiona Malagasy ny Baolina Kitra (FMF). Manentana ny rehetra ho tony eo ampiandrasana izany valin-teny izany ny FMF, ary mba hitandrina amin’ny tsaho sy vaovao diso.
📷Fédération Malagasy de Football
Araho ao amin'ity rohy ity ireo vaovao mitranga eto Madagasikara : https://actu.orange.mg/
