
Orange actu Madagascar
February 18, 2025 at 11:48 AM
Bonjour😊
👋Foana ny fampitandremana noho ny fahabetsahan’ny rotsak’orana, hoy i Météo Madagascar. Na izany aza, tombanana hitohy hatrany ny orana amin’ny ankapobeny saika manerana ny Nosy, raha ny fanazavana.
📷Foibe Famantarana ny toetry ny andro
Araho ao amin'ity rohy ity ireo vaovao mitranga eto Madagasikara : https://actu.orange.mg/

❤️
👍
2