
Orange actu Madagascar
February 18, 2025 at 02:52 PM
🔥🔥🔥Manan-kery indray ny fampitandremana miloko mena na loza mitatao amin'ny fiakaran'ny rano ho an'ny lemak'Antananarivo.
🔴Ny kaominin'i Tsiafahy, Androhibe Antsahadinta, Bongatsara, Antanetikely Ambohijoky, Alatsinainy Ambazaha, Apahitrosy, Soalandy, Ampanefy, Soavina, Anosizato Andrefana, Ampitatafika, Ambavahaditokana, Fenoarivo, Itaosy, Ambohitrimanjaka, Fiadanana, Ampangabe, Masindray, Ambohimanambola, Ambohijanaka, Alasora, Ankaraobato, Tanjombato, Andranonahoatra, Bemasoandro, Ankadimanga, Antananarivo IV, Iarinarivo, Sabotsy Namehana, Ankadikely Ilafy, Ambohibao Antehiroka, Talatamaty ary Antananarivo VI no voakasik'izany.
Araho ao amin'ity rohy ity ireo vaovao mitranga eto Madagasikara : https://actu.orange.mg/
